Entry (1/3) | 1 sahala |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [1.1] |
Explanations in English |
4 alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [1.7] |
Explanations in French |
5 identique, même [1.8] |
Examples |
6 sahala ihany izany, hoy Zaka.
[2.5]
7 Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4] 8 Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 19 3 combinations of this word |
Synonyms | 20 sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry |
Analogs | 21 sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry |
Entry (2/3) | 22 sahalà |
Part of speech | 23 imperative of adjective sahala [Full list] |
Explanations in French |
24 soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3] |
Entry (3/3) | 25 sahala |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in Malagasy |
27 antonona: vilany sahala [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 28 lahasa, 29 sahalà, sahala |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |