|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)20  saika
Sokajin-teny  21  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  22 Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy
23 Manam-pikasana:
24 Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 almost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 presque [1.8]
Ohatra  27  saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
28  Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Tovy hevitra  29 saiky
Mpanahaka  30  kasa

Fivaditsoratra  31 akasy, 32 Akisa, akisa, 33 asika, 34 isaka, Isaka, 35 kasay, 36 kasia, saika, 37 sakay, Sakay, 38 sakia, 39 siaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27