|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 saiky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a child
[Sakalava]
[1.2#264] |
| Voambolana | 4 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 5 ibaban-tsaiky |
| Teny iditra (2/4) | 6 saiky |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba:
9 Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20 fanampy, latsy, rikarika, safy, sosona, tamby, tohana, tsikala |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 22 saiky |
| Sokajin-teny | 23 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Mitovy amin' ny siky
[1.1] |
| Teny iditra (4/4) | 25 saiky |
| Sokajin-teny | 26 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 saika
[1.1] |
| Tovy hevitra | 28 saika |
| Fivaditsoratra | 29 Akisy, 30 isaky, 31 isika, ïsika, saiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|