|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakafom-borondolo |
| Singan-teny | 2 sakafo, 3 vorona, 4 lolo |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 sakafo hanina indray mandeha, ka amin' ny alina ihany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 repas que l'on prend seulement la nuit, comme les chouettes
[1.3] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|