|
|
|
|

Entry1  sakantsakana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3] duplicatif fréquentatif
Examples  5  [1.369#] Ny herisetra no fomba navaly ny sakantsakana, ny fahasahiranana isan-karazany sy isan' andro.
6  [2.576#] Teo ny trondro sy ny voay vao niaina, Vita ny sakantsakana tambalana, Tsaroany ho nisy hidy novohaina, Na rano na izy samy mora lalana.
Root  7  sakana
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Names :

Updated on 2025/01/21