|
|
|
|

Entry1  salanisa
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  sala, isa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8)
Explanations in French  5  [1.13] [salan' isa] moyenne des nombres
Vocabulary  6  Mathematics: arithmetic

Updated on 2024/12/07