|
|
|
|

Entry1  sampana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Ny rantsana madinika miray amin' ny vataben' ny hazo: Be sampana ity hazo ity. / Sampan-kazo
Rehefa mety ho fizarazaran-javatra mivoaka avy amin' ny foto-be: Amin' ireo rano avy any Ankaratra, ny sampana mianavaratra dia mivarina any Ikopa
Fizarazarana, antokon-javatra ao anatin' ny firaisam-be: Ny marika dia sampan' ny fianarana ambaratonga voalohany
Fikambanana kely izay mifandray amin' ny foibe, na iray fileovana aminy: Ny sampana atsy Ananona no mandeha indrindra amin' ny sampan' ny Fikambanan' ny Ray aman-drenin' ny mpianatra eto amin' ny faritany
15  [1.13.mg#174] rantsana, karazana
Explanations in English  16  [1.7] a branch, a branching off; a branch group or organization
Explanations in French  17  [1.60#907] Iray amin' ny fizaran' ny vatan-javamaniry: Tsara raha tapahina ny rantsana madinika rehetra amin' ny sampan' ny paiso mba hamoazany be.
Iray amin' ny fizarazarana ao anaty rafitra misy antanan-tohatra.
Lalam-piofanana eo amin' ny sehatry ny asa na ny fianarana.
18  [1.8] branche; branchement; filiale
19  [1.196] . Bifurcations d'une tige, surtout lorsqu'elles sont divariquées. Plus généralement : ramifications. D'où :
20  [1.13.fr#174] branche, genre, embranchement
Examples  21  [2.472] Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-Toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra.
Vocabulary  22  Botany
23  Relationships: (in general)

Anagrams  24  asampan, mpanasa, nasampa, sampana

Updated on 2025/08/10