|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 samy mitsilo ny alehany toa angamenavava |
| Singan-teny | 2 samy, 3 mitsilo, 4 aleha, 5 toa, 6 angamenavava |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 enti-milaza fa samy tompon' andraikitra amin' ny fitondrany ny tenany avy ny olona rehetra
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|