|
|
|
|

Teny iditra1  sarambaben' olona
Singan-teny  2 saramba, 3 be, 4 olona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6 commun des mortels [1.66#177]
Ohatra  7  Ny andriana sy ny sarambabenolona no mifidy ary rehefa voafidy ny Mpanjaka vaovao dia aseho ny vahoaka. [2.508]
Tovy hevitra  8 ankamaroam-bahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12