|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saram-panafana |
| Singan-teny | 2 sara, 3 fanafana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 prix des soins donnés par une matrone lors d'un accouchement
[1.196] |
| Tovy hevitra | 7 saram-panafody |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|