| Entry | 1 sarin-dahy |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 sary, lahy |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] vehivavy manao ny fombafomban' ny lehilahy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao |
| Anagrams | 5 andrisiha, hasidrain, sarin-dahy |
| Updated on 2025/07/29 |
|