|
|
|
|

Entry1  saritahina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  saritaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano
Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy
Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy

Anagrams  9  haratsinay, hasaritany, hasitranay, hatsarainy, hisatriana, hitsaranay, isaritahan, isitrahana, itsaharany, nahisatray, nisaritaha, saritahina, tsara ihany

Updated on 2025/01/21