|
|
|
|

Teny iditra1  saro-javatra
Singan-teny  2 sarotra, 3 zavatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 toerana tsy misy izay ilaina loatra, olona tia tena mihidihidy amin' izay ananany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Où les choses sont chères, coûtent cher
7 Égoïste, peu charitable, qui ne partage pas
8 Qu'on ne peut habiter à cause des mauvais esprits, surtout des Vazimba [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12