|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-kanina |
| Singan-teny | 2 sarotra, 3 hanina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tanàna na toerana tsy misy sakafo loatra ka saro-tadiavina ny hanina ilaina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Où les vivres sont chers
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|