|
|
|
|

Teny iditra1  saro-tiana
Singan-teny  2 sarotra, 3 tiana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy mahalala ny fitiavana azy fa hamaivaniny izay atao aminy rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on satisfait difficilement malgré l’amour qu’on lui porte [1.3]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 anaratsio, 9 anasaroty, 10 isoratana, saro-tiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02