Entry (1/2) | 1 sery |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka |
Explanations in English |
7 [1.7] a cold in the head |
Explanations in French |
8 [1.54] rhume 9 [1.8] rhume de cerveau |
Examples |
10 [1.437#] Mararin' ny sery aho, tompokolahy. 11 [2.4#] Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. |
Vocabulary |
12 Health |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word sery |
Entry (2/2) | 14 sery |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Taisaka]
mpandihy |
Anagrams | 17 resy, sery |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |