Entry | 1 setrasetra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 setra |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Hetraketraka feno avona |
Explanations in English |
8 [1.7] pride, haughtiness |
Explanations in French |
9 [1.3#601, 1.8] orgueil 10 [1.3#601] [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance 11 [1.8] hauteur |
Examples |
12 [2.895#] Tsy hitony angaha izao setrasetra izao. 13 [2.508#] Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra. 14 [1.298#] Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? |
Vocabulary |
15 Emotions |
Synonyms | 16 setra |
Analogs | 17 setaseta, sotasota |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |