|
|
|
|

Entry1  sikidy alanana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  sikidy, alanana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy
Vocabulary  5  Beliefs
Analogs  6  sikidyjoria

Updated on 2025/07/29