|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 sina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 revo
[Bezanozano]
[1.78] 4 Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gina: Sina Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Ravao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 silencieux, interdit, qui reste muet
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 maty sina |
| Teny iditra (2/5) | 9 siña |
| Sokajin-teny | 10 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 tasy
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/5) | 12 sina |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 sinus
[1.13] |
| Voambolana | 15 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/5) | 17 Sina |
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 China
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Chine
[3.1] |
| Voambolana | 21 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 22 sinoa |
| Teny iditra (5/5) | 23 Sina |
| Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 Sin
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 Sîn
[2.996] |
| Voambolana | 27 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28 Toko sy andininy momba Sina |
| Fivaditsoratra | 29 nasy, 30 sany, Sina, siña, sina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|