|
|
|
|

Teny iditra1  revo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany
4 Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy
5 Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 stuck in the mud; completely engrossed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 embourbé; plongé dans une occupation [1.8]
Ohatra  8  Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo! [2.471]
9  Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  22  jemby, 23  rendrehana, 24  rendrika, 25  renoka, 26  senoka, 27  sondriana, 28  variana
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  revo, 31 vero, 32 vore

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17