|
|
|
|

Entry1  singana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina
Explanations in French  10  [1.3] Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple
Other spellings  11  singa, singany

Anagrams  12  asangin, asingan, isangan, nasangy, nasinga, nisanga, sangany, sangina, singana

Updated on 2025/07/29