|
|
|
|

Entry1  sisihana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  sisika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisihana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisihana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany
Ampidirana kely: Nosisihako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto
Synonyms  9  sisifana
Proverbs  10  Proverbs containing the word sisihana

Anagrams  11  hany sisa, hasasiny, hasisany, hasisina, hisasany, hisasian, sasahiny, sisihana

Updated on 2025/01/21