|
|
|
|

Entry (1/2)1  sompatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana! [1.1]
Explanations in English  4  malicious, doing wanton damage [1.7]
Explanations in French  5  malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
Examples  6  Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  19  3 combinations of this word
Analogs  20  sosy, sosisosy, sopisopy, manao hasomparana, manao ankasomparana, manao ankaso, manao ady fiady, misotasota, manao somonga ratsy, mihetraketraka, misetrasetra
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Entry (2/2)22  sompatra
Part of speech  23  noun
Explanations in French  24  Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout :
Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216. [Sakalava]
Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [Tanala] [1.196]
Vocabulary  25  Botany 26  Beliefs
Scientific name 

Anagrams  27 rom-patsa, 28 sompatra

Updated on 2025/10/08