Entry | 1 sorohina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 soroka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra |
Explanations in English |
9 [1.7] to be dodged to be cleared (of ground); to be removed |
Explanations in French |
10 [1.8] dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte |
Examples |
11 [2.470] sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word sorohina |
Anagrams | 13 harosony, hasorony, hirosoan, hisorona, horosany, hosinora, hosorany, ihosoran, isorohan, nihosora, nisoroha, sohirano, sorohina |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |