|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 soroka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the shoulder
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'épaule
[1.3#633, 1.8] |
| Ohatra |
6 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 35 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 37 soroka |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche.
[1.3#633] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/5) | 45 soroka |
| Sokajin-teny | 46 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
47 Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
48 action d'esquiver un coup en se penchant.
[1.3#633] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/5) | 50 soroka |
| Sokajin-teny | 51 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
52 Sotro ravina
[Betsimisaraka]
[1.1] |
| Ohatra |
53 Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano.
[2.245#]
|
| Teny iditra (5/5) | 54 soroka |
| Sokajin-teny | 55 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
56 (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc.
[Bezanozano]
[1.196] |
| Voambolana | 57 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|