|
|
|
|

Teny iditra1  takibaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lanivoa [Bezanozano] [1.78]
4 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja
5 Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes
7 la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  17  Haiaina
Tsipelina hafa  18 takiba
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09