Entry (1/4) | 1 sorona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona [1.1] |
Explanations in English |
4 a blood sacrifice [1.7] |
Explanations in French |
5 sacrifice par immolation [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Article | 13 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/4) | 14 sorona |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana [1.1] |
Explanations in French |
17 action d'attiser, d'alimenter le feu [1.3#634, 1.196] 18 action d'activer la circulation [1.196] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Entry (3/4) | 30 sorona |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in Malagasy |
32 Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany [1.1] |
Explanations in French |
33 discrétion, réserve [1.3#634] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 38 tsy mahalala sorona |
Entry (4/4) | 39 soroña |
Part of speech | 40 adjective |
Explanations in Malagasy |
41 variana [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 42 sorona, soroña |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |