Entry | 1 sotasota |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io |
Explanations in English |
8 [1.7] a quarrel |
Explanations in French |
9 [1.8] querelle, dispute |
Examples |
10 [2.470] Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa |
Analogs | 11 mila sotasota, mila ady, mila vaniny, mila tonony, mila kisa, mila antsongony, mila antsontsany, mila voatsiary |
Anagrams | 12 sotasota, tsaotsao |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |