|
|
|
|

Entry1  sotro vokaka
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  sotro, vokaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika
Examples  5  [2.508#] Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano

Updated on 2024/12/07