|
|
|
|

Entry1  tabaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  taba
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Akorontana: Notabain' i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra
Lotoina amin' ny fitsabahana amin' ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana
Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary
Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa
Explanations in English  9  [1.2] tabatabaina
10  [1.2] [Provincial] to be taken by and eaten greedily from the hand
Explanations in French  11  [1.3] Qu’on prend avec avidité et qu'on mange goulûment, qu’on salit en remuant avec la main, qu'on bouleverse, qu'on tracasse
Examples  12  [1.3] Aza tabaina ny fihinanareo vary (Ne mangez pas goulûment votre riz)
13  [1.3] Aza tabaina ny zandrin’ ialahy izay matory (Ne tracasse pas ton cadet qui dort)
14  [1.3] notabain' ny akoho ny zavatra rehetra eto an-trano (Les poules ont tout bouleversé dans la maison
15  [1.3] Aza tabainareo ny rano eo am-pantsakana (Ne salissez pas l’eau de la fontaine en la remuant avec la main)

Anagrams  16  abatany, atabany, bataina, ibatana, itabana, tabaina

Updated on 2025/07/29