|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tabory
Fototeny  2 bory
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 Round, spherical. [Comp. Swa. tamboa.] [1.2]

Teny iditra (2/3)5  tabory
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Ny boribory eo ambanin' ny filahiana, atao koa hoe vihina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the testicles [1.2]
Voambolana  9  Haiaina

Teny iditra (3/3)10  tabory
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (Sapindaceae.
13 Étymologie douteuse : peut-être de vory : qui se rassemble, qui pousse en touffes ;
14 mais tabory, en cuisine, veut aussi dire les tripes du porc).
15 Plante spontanée, ramassée comme plante potagère.
16 Non identifiée. Le nom est peut-être en rapport avec ses emplois culinaires. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  18 baitro, 19 boitra, 20 botira, 21 botria, tabory, 22 taroby, 23 tobary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17