|
|
|
|

Entry1  tadivavarana
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  tady, vavarana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby
Explanations in English  6  [1.2] [tady vavarana] a noose
Examples  7  [2.996] Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana
Synonyms  8  tady voavarana

Updated on 2025/08/10