|
|
|
|

Entry (1/2)1  tafiana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tafy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo
Explanations in English  9  [1.2] to be clothed, to be dressed. Used of the person.
Examples  10  [2.48] ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana.
Proverbs  11  Proverbs containing the word tafiana

Entry (2/2)12  tafiaña
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Sihanaka] morondrano

Anagrams  15  itafana, tafaina, tafiaƱa, tafiana

Updated on 2025/08/10