|
|
|
|

Entry1  tahirizina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tahiry
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho
Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo
Other spellings  9  tehirizina

Anagrams  10  itahirizan, nahizitray, nazihitray, nitahiriza, tahirizina

Updated on 2025/01/21