|
|
|
|

Entry1  tahiry
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  12 words containing tahiry
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra
10  [1.13] fitsitsiana; ambim-bava
Explanations in English  11  [1.7] something saved up
Explanations in French  12  [1.8] ce qu'on économise, thésaurise
13  [1.13] économie; épargne, stock; mémoire
Examples  14  [2.470] Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony.
15  [2.471] Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly"
Vocabulary  16  Economy: finances, management
Proverbs  17  Proverbs containing the word tahiry

Anagrams  18  ahitry, hitari, hitary, hitria, tahiry, tarihi

Updated on 2025/08/10