|
|
|
|

Entry1  tahotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1]
Explanations in English  4  fear, terror [1.7]
Explanations in French  5  crainte [1.3, 1.8]
6  peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui) [1.3]
7  terreur [1.8]
Examples  8  Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: [2.472]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  23  5 combinations of this word
Vocabulary  24  Emotions
Proverbs  25  Proverbs containing that word
Article  26  Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  27 tahotra, 28 tohatra

Updated on 2025/10/08