|
|
|
|

Entry1  tai-drompotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] taitra amin' ny fikasokasoky ny ravina, taitra amin' ny tsinontsinona na hendratrendratra amin' ny tsy antony
Elementary words  4  taitra, rompotra
Proverbs  5  Proverbs containing the word tai-drompotra

Updated on 2024/12/07