|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 taikombindoha |
| Singan-teny | 2 tay, 3 omby, 4 loha |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Hofakofaka mainty mitakovana amin' ny lohan-jazakely ka mety miendaka ho azy na kikisana mba hiala
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 teigne, pellicule noire du crâne
[1.13] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 9 taikombin-doha |
| Teny iditra (2/2) | 10 taikombindoha |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 croûte de lait
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|