|
|
|
|

Entry1  tailana
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray
Explanations in English  15  [1.7] crooked, irregular, disproportional
Explanations in French  16  [1.3] inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy
17  [1.8] irrégulier, tordu, disproportionné
Examples  18  [1.317#] Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana.
19  [2.285#] raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely.
Proverbs  20  Proverbs containing the word tailana

Anagrams  21  atailan, atanila, nataila, tailana

Updated on 2025/08/10