|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taim-barahina |
| Singan-teny | 2 tay, 3 varahina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (taimbarahina) poizina ateraky ny ôksidan'ny varahina
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vert-de-gris
[1.5] 7 (taimbarahina) vert-de-gris [1.13] |
| Tsipelina hafa | 8 taimbarahina |
| Tovy hevitra | 9 varahimaitso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|