|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  take
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo amehezana ny ladirisy eo am-pototry ny andrin' ny botry na ny sambolay [Sakalava] [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  11  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (2/2)12  take    
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  14 maka, mihazona
15 mandrombaka, mamabo
16 mandray
17 mangalatra
18 manala (marika)
19 mitondra
20 mitaingina fiara mba handeha
21 maka (sary)
22 manotrona
23 mamandrika (gazety)
24 manoratra
25 mihevitra ho [1.17]

Fivaditsoratra  26 keta, take, 27 teka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19