|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takodimena |
| Singan-teny | 2 takoditra, 3 mena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Aretina vailahy kely bitika amin' ny sisin' ny hodi-maso
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 orgelet
[1.3#653, 1.54] |
| Ohatra |
7 Didy maso Rafotsy io, azon' ny takodimena;
[2.69#40]
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 9 tain-domake, takodimena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|