|
|
|
|

Entry1  tambajotra
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.5] [tamba-jotra] branchement
4  [3.1] réseau
Examples  5  [1.384#] ny fanovàna ny tahan' ny DA amin' ny telefaonina sy ny tambajotra amin' ny finday.
6  [4.43] Famatsian-kena eto an-dRenivohitra : tambajotra iray lehibe ny famonoana omby eo Ankadindratombo
7  [4.14] Porofo mivaingana ity sary izay nalain’ny olona tetsy Ambatonakanga ity ary nozaraina tamin’ny tambajotra sosialy.
Elementary words  8  tambatra, zotra
Other spellings  9  tambazotra

Updated on 2025/01/02