|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tambavy |
| Fototeny | 2 vavy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Anaran' aretina mahazo ny zaza izay heverina fa avy amin' ny vehivavy reniny niteraka azy ihany
5 Fanafodin-jaza amboarin' ny mpanao fanafody na mpanao raokandro: Misotro tambavy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a disease (or ill-luck!) of infants, said to be inherited from their mothers
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 maladie d'enfants supposée venir de la mère
[1.54] 8 (toute l'île) (de vavy : femme ; nourrice). Maladie du petit enfant dont on estime qu'elle est imputable à la mère ou à sa nourrice. Ce sont, dans la grande majorité des cas, des maladies de malnutrition. Les remèdes contre cette maladie sont appelés tambavin-jaza ou tambavy. [1.196] |
| Ohatra |
9 Ary raha nihinan-tsiramamy be loatra ny zanany, dia itanehany tambavy mangidy satria mankarary, hono.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 tambavy |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 (du mot tambavyNom donné à certaines plantes qui entraient, pour une part, dans la composition des tambavin-jaza.
18 C'était surtout : Antidesma petiolare Tul. 19 et Euphorbia hirta L. (Euphorbiaceae). 20 Cette dernière espèce est aussi fréquemment administrée à la mère comme galactagogue (Voir aidinono). [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|