|
|
|
|

Entry1  tampenana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tampina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko
Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka
Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance
Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny
Explanations in English  10  [1.7] to be plugged; to be filled with a patch; to be corked
Explanations in French  11  [1.8] qu'on bouche, qu'on obstrue

Updated on 2025/08/10