|
|
|
|

Entry (1/3)1  tamy
Part of speech  2  preposition, past form
Explanations in Malagasy  3  Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy [1.1]
Explanations in French  4  passé de amy [1.3]
Examples  5  tamy ny andro teo aloha [2.59#150]
6  Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293]

Entry (2/3)7  tamy
Part of speech  8  passive verb
Explanations in Malagasy  9  Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao [1.1]
Explanations in English  10  penetrated, entered
to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand) [1.2]
11  on the point of arriving [1.7]
Explanations in French  12  qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là) [1.3]
13  proche, sur le point d'arriver [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
All compound words  16  tsy tamy
Analogs  17  antomotra, madiva

Entry (3/3)18  tamy
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina
Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina [1.1]
Explanations in French  21  trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction
attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  23  2 combinations of this word

Anagrams  24 maty, 25 mita, mità, 26 tamy

Updated on 2025/10/12