|
|
|
|

Entry1  tanalahinala
Elementary words  2  tana, 3  lahy, 4  ala
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1]
Examples  7  Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala. [2.529#]
Vocabulary  8  Zoology: reptiles, amphibians

Updated on 2025/10/11