Entry (1/3) | 1 tanamasoandro |
Elementary words | 2 tanana, 3 maso, 4 andro |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in English |
6 the rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7] |
Explanations in French |
7 rayon du soleil; rayon d'une roue [1.8] 8 rayons de soleil [2.415#6626] |
Examples |
9 Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana.
[2.324]
10 Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [2.324] |
Entry (2/3) | 11 tanamasoandro |
Elementary words | 12 tanana, 13 maso, 14 andro |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil [2.415#6626] |
Vocabulary | 17 Economy: finances, management |
Entry (3/3) | 18 tanamasoandro |
Elementary words | 19 tanana, 20 maso, 21 andro |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 karazan-javamaniry manome vony mavo [1.13] |
Explanations in French |
24 tournesol [1.3#665, 1.13] 25 helienthus [1.13] 26 (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. [Merina] [1.196] |
Vocabulary | 27 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2025/10/11 |
![]() |