Entry | 1 tandra vadin-koditra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tandra, vady, hoditra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zavatra tsy azo sarahina fa miaraka mandra-pahafaty; zavatra tsy mahay misaraka amin' ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |