|
|
|
|

Entry (1/2)1  tandroka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
All compound words  7  26 words containing tandroka
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony
Explanations in English  9  [1.7] a horn
Explanations in French  10  [1.8, 1.13] corne
11  [1.196] Cornes des animaux
Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae
En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet.
Examples  12  [1.437#] Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka.
Vocabulary  13  Zoology: (in general)
Proverbs  14  Proverbs containing the word tandroka
Tables and plates  15  Shapes of Cattle Horns
Article  16  Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)17  tandroka
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena
Examples  20  [2.48] Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka.

Anagrams  21  atondrak, tandroka, tondraka

Updated on 2025/08/10